|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsihina
Fototeny  2 tsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tantavanina: Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany
9 Lanina, alaina tsikelikely: Notsihiny tao lahy ny haren' ny olona ka lany terỳ ! [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  tsihina
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 [Tandroy] (de tsi, négation ; et hina : entente, accord ; la recherche de son tubercule est une cause de conflits, de disputes). Dioscorea antaly Jum. & H.Perrier(Dioscoreaceae). Tubercule alimentaire. [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 hitsina, tsihina, 16 tsy nahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20