| Teny iditra (1/2) | 1 tsikalana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 [Antambahoaka] tapa-kazo atao hidin-trano
[1.78] 15 Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata 16 Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 liteaux, cale
[1.13] |
| Tovy hevitra | 18 tsikala |
| Teny iditra (2/2) | 19 tsikalàna |
| Fototeny | 20 tsikala |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 27 tsikalaina, tsikalanina |
| Fivaditsoratra | 28 alantsika, tsikalana, tsikalàna, 29 tsilakana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|