|
|
|
|

Teny iditra 1  tsikaritra
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 vu rapidement, aperçu un instant [1.3]
Ohatra  10  Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana [2.4#74]
11  Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [2.472#78]

Fivaditsoratra  12 sikitratra, tsikaritra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20