|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsikirity
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Voronkely mitovitovy bika amin' ny fody, fa kely ary matetika miara-dia aminy saingy mpanara-dia fotsiny, nahatonga ilay ohabolana hoe: "Tsikirity momba fody: tsy tompon-dia fa mpanaraka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the weaver-finch
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] le bouvreuil nain. Spermestes nana, Pucheron
6  [1.54] bouvreuil nain
7  [1.8] petit oiseau, le bouvreuil nain
Ohatra  8  Indreny ny fitatra liana ady, ny fody mpisodisody, ny tsikirity mpisitisity fa samy niantsa ny kalony avy, hitory ny hamamin' ny miaina. [2.5]
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tsikirity io
Lahatsoratra  12  Randzavola: tsikirity ao amin' ny Baiboly (=> tsintsina)

Teny iditra (2/2)13  tsikirity
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Zavamaniry mandadina fihinan-dravina (Mussaenda arcuata)
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] petite liane dont on mange les feuilles. Mussaenda arcuta, Lam.
17  [1.196] (de tsi : négation ; et kirity : celui qui est raide ; allusion aux branches flexibles de cet arbuste). Mussaenda arcuata Lam. ex. Poir. (Rubiaceae). Les bourgeons et jeunes pousses étaient utilisés comme légume. Ils sont riches en lysine, acide aminé qui fait souvent défaut dans la ration malgache. D'après Descheemaeker, on fait dans le Betsileo une décoction de cette espèce comme contrepoison. Le fruit est comestible et s'appelle voamahagegy. Voir aussi vahindaingo, voandaingo, etc. [Merina]
18  [Betsileo]
19  [Bara]
Ohatra  20  tsikirity iray ala
vonin-tseva iray lohasaha
[2.131]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02