|
|
|
|

Teny iditra1  tsikovoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano
Ohatra  4  dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala. [2.48]
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  6  fangorinana
Anaram-biby 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tsikovoka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12