Teny iditra | tsilelo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Raha ôrganika maditidity mandrakotra ny taova sàsantsasany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mucus, viscose [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | tsiloly | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |