| Teny iditra | 1 tsimbinina |
| Fototeny | 2 tsimbina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Karakaraina tsara, ahina fatratra: Notsimbininy ny asany ka nisondrotra haingana izy
9 Ampiana ary soavina: Tsimbino mandrakariva ny mahantra [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|