Teny iditra (1/3) | 1 tsimondrimondry |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fohy rantsan-tanana, izay sady kely no tsy tonga volana |
Teny iditra (2/3) | 4 tsimondrimondry |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Olona mitavozavoza, mikisinkisina |
Teny iditra (3/3) | 7 tsimondrimondry |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Karazan-kazo madinika |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.196] (sens général : qui a les doigts amputés et déformés comme ceux des lépreux. Allusion à la forme du tronc, irrégulier et renflé de ces espèces crassulescentes).
|
Voambolana |
11 Haizavamaniry: hazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |