|
|
|
|

Teny iditra 1  tsimponina
Fototeny  2 tsimpona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alaina tsirairay: Notsimponiny ireo vakana niraraka tamin' ny tany
9 Fantenana ka alaina tairairay: Tsimpony ny teny rehetra miafara amin' ny "tra" amin' io an-dalan-tsoratra io [1.1]

Fivaditsoratra  10 mpisintona, tsimponina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20