Teny iditra | tsinaka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fibontsin' ny kibo (toy ny an' ny vehivavy bevohoka). [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Protubérance du ventre [1.3] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | tsinatsinaka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |