|
|
|
|

Teny iditra 1  tsindrohina
Fototeny  2 tsindroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsaingohin' ny vorona amin' ny vavany: Notsindrohin' ny vorona ireo voan-katsaka raraka teo antokotany
9 Raisina amin' ny tanana (hanina latsaka amin' ny tany): Aza tsindrohina ireo vatomamy ireo fa efa feno vovoka [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21