|
|
|
|

Teny iditra 1  tsingala
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Bibikely mivelona any anaty rano, mety hanaraka ny ranosotroina ka mahafaty raha voatelin' ny olona na biby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a water bug thought to cause death if swallowed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 insecte d'eau censé être vénéneux [1.8]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tsingala
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21