Teny iditra tsingarifare
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Ahi-dratsy, voatsinampy: Ndre maniry ñ'vare dia mbola ao mandy ny tsingarifare hoasa (na dia mitsiry aza ny vary dia mbola ao ihany ny ahi-dratsy) [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31