Teny iditra |
tsinontsinona
(tsinona (tsy, inona))
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Of no importance, of little worth [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rien du tout, sans importance [1.8]
|
Ohatra | tsinontsinona ny tanànan' i Marovato.
[2.472]
|
Kamban-teny |
|
|