|
|
|
|

Teny iditra 1  tsipihina
Fototeny  2 tsipika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada
9 Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu’on trace, qu’on raie [1.3#783]

Fivaditsoratra  11 pitsihina, tsipihina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20