Teny iditra | tsipiriany (tsipiria) | ||
Sokajin-teny | anarana tsipiria sy mpisolo | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Ordre, gradation [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | tsipiriany (tsipiria) | ||
Sokajin-teny | anarana tsipiria sy mpisolo | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tsoriany na didin-tsavony lavalava [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Barre de savon [1.3] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |