| Teny iditra | 1 tsiravina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Raiki-tahotra mafy, mivadi-po: Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-tava nitana antsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tremblant, effrayé, alarmé
[1.3] |
| Ohatra |
7 tsiravina izahay telo mianaka nanatrika teo nahita ireto zavatra namelezan' olona anay mianakavy.
[2.472#94]
8 Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila. [2.324] 9 Hehin' ny matahotra anefa, ka vava misokatra hafahafa anatin' endrika tsiravina izany no hita. [2.472#248] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|