Teny iditra | 1 tsitialainga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lefona vola, be lela nentin' ny irak' Andriana taloha ho vavolombelon' ny fahefany handray olona voampanga |
Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny tsitialainga io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |