|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsitsihina
Fototeny  2 tsitsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Anonontononana teny fanirian-tsoa, na ozona izay irina ho tonga amin' olona iray: Tsitsihina ny zaza atao hasoavana [1.1]
Ohatra  9  dia nalao amy ny rano, dia notsitsihina [2.48]
10  fa hany mahafaka izao, ireto zaza tsitsihina. [2.857#]

Teny iditra (2/2) 11  tsitsihina
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Karazana hazo (Dicoryphe viticoides) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 (de tsitsika : imprécations prononcées sur le poison d'épreuve quand on l'administrait ; ou bien, au contraire, bénédictions en vue de rendre un médicament favorable). Nom donné à diverses plantes considérées comme de haute activité physiologique (poisons ou remèdes suivant le cas)
15 [Merina+Betsileo] surtout Dicoryphe viticoides Baker (Hamamelidaceae) aux dires de Grandidier, Baron, Malzac, etc. Descheemaeker rapporte qu'on emploie surtout pour conjurer les maladies des jeunes enfants : anémie (fotsy rà) et alobotra : forme du Kwashiorkor
16 [Sakalava] D'après Grandidier, sur la côte Ouest, on désignerait d'autres espèces sous ce même nom. [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20