|
|
|
|

Teny iditra 1  tsivaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilazana ny olona izay mivoaka ny tongony, ka saika miady mihitsy ny lohaliny (mifanohitra amin' ny bingo, izay miditra kosa ny tongony, fa mivoaka mibaraingo ny lohaliny) [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21