|
|
|
|

Teny iditra 1  tsivalanana
Fototeny  2 tsivalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana tsivàlana: Tsivalano hazo ny vavahadim-pahitra
9 Sakanana: Notsivalanany aho ka tsy afa-nandeha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04