Teny iditra tsivohibohitra (vohitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sarin-tanàna ataon' ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika misy tsena, trano, lalana... ataon' ny ankizilahy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20