|
|
|
|

Teny iditra 1  tsofana
Fototeny  2 tsofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tapahina amin' ny tsofa: Tsofao kely re ity hazo ity alohan' ny handehananao [1.1]

Fivaditsoratra  9 fanatso, tsofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20