| Teny iditra | 1 tsongoina |
| Fototeny | 2 tsongo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Terena amin' ny hohon-tanana: Sao dia notsongoinao dry ity zaza ity fa tsy mety mankany aminao intsony
9 Forana, atao hasoavana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be pinched, to be nipped: to be felt of
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on pince, qu'on cueille, qu'on palpe
[1.8] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tsongoina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|