|
|
|
|

Teny iditra1  tsontsori-mamba hisarahana
Singan-teny  2  tsontsori-mamba, isarahana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fotoana tsy maintsy hisarahana, tsy hahafahana miara-mipetraka intsony fa tonga ny tsy fifanarahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07