Teny iditra tsopiaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipendrampendran' ny maso jambenan' ny hazavana; fanjelanjelatry ny rano na ny hazavana. Mitovy amin' ny jopiaka [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31