Teny iditra 1/3 tsorotsorony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny vody mangahazo na vomanga tsy mba botabota fa madinidinika ary marotsadrotsaka [1.1]
Tsipelina hafa 

Teny iditra 2/3 tsorotsorony
Sokajin-teny endritenin' ny hoe tsorotsoroka

Teny iditra 3/3 -tsorotsorony
Sokajin-teny endritenin' ny hoe sorotsoroka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/27