Teny iditra | 1 tsotaka |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feon' ny zavatra mafimafy (vato, vy...) mitsofoka ao anaty rano na fotaka; feo re mitsopaka amin' ny fidiran' ny tongotra ao anaty fotaka mandrevo. |
Voambolana |
4 Feo |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 10 atsatok, atsotak, tsatoka, tsatòka, tsotaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |