Teny iditra tsy mahatombin-tsiraka
Singan-teny mahatombina ; siraka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12