|
|
|
|

Teny iditra 1  vadiana
Fototeny  2 vady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampiarahina amin' ny...: Tsy hahavelona anao io asa io raha tsy vadianao raharaha iray hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 A qui ou à quoi on ajoute, on associe, on met le complément, le pendant: Tsy afa-mandeha lavitra aho raha tsy vadianao olona iray (Je ne peux pas aller si loin, si vous ne me donnez pas quelqu'un pour compagnon) ~ Tsy manendrika ny efl-trano ity sary ity, raha tsy vadiana anankiray (Ce tableau n'orne pas bien l’appartement, s'il n’y a pas son pendant, son pareil) [1.3]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21