Teny iditra | 1 vadin-koditra |
Singan-teny | 2 vady, hoditra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy misaraka amin' ny hoditra, tsy azo sarahina (ny aretina dia tandra vadin-koditry ny olombelona) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qui va avec la peau inséparable |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny vadin-koditra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |