Teny iditra | vahibe | |
Singan-teny | vahy ; be | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Moelle épinière [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | tsokan-damosina ~ tsokantohivany | |
Teny iditra | vahibe | |
Singan-teny | vahy ; be | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Grosse liane [1.3] | |
[Tsimihety] (de vahy : liane ; et be : grosse ou grande). Malzac cite ce nom et écrit « grosse liane ». Tournefortia puberula Baker (Boraginaceae). [1.196] | ||
Anarana siantifika | Tournefortia puberula | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18 |