Teny iditra (1/3) | 1 vaika |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Saika na saiky |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] presque, peu s'en faut |
Ohatra |
5 Hisolo vaika ny akalana ahoana, Razandry? [2.528#] 6 fa lolo-mahery vaika no mampitrena azy ireny. [2.643#] |
Tovy hevitra | 7 vaiky |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 vaika |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] ilay vy kely entina hampiatrana ny fem-basy |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] l'action d'armer le chien du fusil |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 18 vaika |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.13] intensité |
Voambolana |
21 Fizìka |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 27 akavi, akavy, avaik, ivaka, kavia, vaika, viaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |