Teny iditra | 1 vakim-bola |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] sombintsombin' ny vola farantsa izay novakina taloha |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#6631] Morceaux d'argent coupé. Les fragments de la pièce coupée en morceaux |
Voambolana |
5 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Singan-teny | 6 vaky, vola |
Tsipelina hafa | 7 vakivakimbola |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |