|
|
|
|

Teny iditra 1  vakina
Fototeny  2 vaky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray
9 Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io
10 Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony
11 Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanànanay
12 Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra
13 Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse
15 qu’on traverse
16 qu’on met en déroute
17 qu’on accuse [1.3]
Ohatra  18  Vilia tsara dia tsara no novakin' ilay adala (Cet imbécile a cassé une assiette magnifique) [1.3]
19  Novakinay ny ala manontolo (Nous avons traversé toute la forêt) [1.3]
20  Tsy azo vakina ity soratra ity (On ne peut pas lire cette écriture, cette écriture est illisible) [1.3]
21  Novakinay teo anatrehan'ny mpitsara ny mpangalatra (Nous avons accusé le voleur auprès des juges) [1.3]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe vakina
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 ankavy, 25 kavina, vakina, 26 vanika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21