|
|
|
|

Teny iditra1  vaky bantsilana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Amin' ny fotoana amonian' ny bantsilana [1.1]
5  Miseho miharihary ny nafenina, miseho miharihary tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  La floraison du Bantsilana qui indique la saison des fièvres [1.3]
7  Figuré: clair, manifeste [1.3]
8  (la période où fleurit le vantsilana ). Saison où, prétend-on, se déclenche les accès de paludisme. [1.196]
9  Prise adjectivement l'expression signifie : évident, manifeste ; ce qu'on ne peut pas dissimuler. Ataovy vaki-bantsilana ny teninao : parlez clairement, sans tergiverser. [1.196]
Mpanahaka  10  Vaky am-batolampy, vaky barara, vaky betroka
Singan-teny  11  vaky, bantsilana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15