Teny iditra valahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra amin' ny tenan' ny olombelona mifanandrify amin' ny toerana misy ny voa ao an-damoaina, izany hoe ny faritra manodidina ny maoja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The loins [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Les reins, la région lombaire [1.3]
 Les reins [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra valahaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Elakela-po [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31