|
|
|
|

Teny iditra 1  valaketraka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 toetran' ny olona mipetraka mivalandotra, tsy manana ahiahy
7 rera-tsaina eo am-pieritreretana, tsy mahahetsika, mivarahontsana: Valaketraka foana teo izahay raha nandre ny namonoan' ny sasany ny filoham-pirenena [1.1]
Tovy hevitra  8 valahetraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22