Teny iditra (1/2) | 1 valandotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 Toetran' ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 l'état de ce qui est étendu, couché de tout son long [1.3] |
Teny iditra (2/2) | 8 valandotra |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 Ny filazana hoe ampahafirin' ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Ohatra: misy trano 12 m. ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin' ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin' ny tena izy; mari-drefy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 échelle graphique [1.13] |
Tovy hevitra | 12 mari-drefy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |