|
|
|
|

Teny iditra 1  valanirana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [1.1]
Ohatra  4  Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [2.48]
Voambolana  5  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how valanirana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06