Teny iditra | 1 valozoro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Trano ngeza sahalahala bika amin' ny tarehin-tsoratra H: Nony niverina avy tany Antalaha Randria, dia io manorina trano valozoro io |
Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny valozoro io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |