|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vandry
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  Fitiliana, fiandrasana izay ho voan' ny velapandrika napetraka [1.1]

Teny iditra (2/2)8  vandry
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10  aritra, zaka [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31