|
|
|
|

Teny iditra 1  vangoana
Fototeny  2 vango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana, velezina, kapohina mafy: Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony
9 Akesokesoka, arapadrapaka [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how vangoana

Fivaditsoratra  11 avongana, vangoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13