Teny iditra vanomainty (vano, mainty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Héron noir tacheté de blanc aux ailes. Ardea gularis, Bosc. [1.3]
Anarana siantifika Ardea gulari
Ohatra Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31