Teny iditra | vaofy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fanalana ny hodi-javatra; fanazavana teny na lohateny iray. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The act of peeling or paring [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Comme vofy [1.3] | |||
Action d'éplucher, d'écorcer [1.8] | ||||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | vofy | |||
Fivaditsoratra | fiova, vaofy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |