Teny iditra | 1 vaoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
4 Volo ampaniriana mandady amin' ny fihirifana ka matetika mampitohy ny volombava sy ny volondoha [1.1] |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny vaoka io |
Fivaditsoratra | 6 akavo, avoka, avokà, ovaka, vakoa, vaoka, voaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |