Teny iditra (1/4) | 1 vara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 hasina, voninahitra [Tambahoaka] [1.78] |
Teny iditra (2/4) | 4 vara |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 6 fananana [Tambahoaka] [1.78]7 raharaha, asa; vidiny; harena, fanananana [Tanosy] [1.78] |
Teny iditra (3/4) | 8 vara |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Voambolana |
10 Simia |
Fanazavàna teny malagasy | 11 varahina [Tambahoaka] [1.78] |
Teny iditra (4/4) | 12 vara |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay | 15 Petit arbre à bois blanc, tendre et léger. Fruits comestibles. Probablement comme varana. [Betsimisaraka] [1.196] |
Fivaditsoratra | 16 rava, vara |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |