|
|
|
|

Teny iditra1  varavarankely
Singan-teny  2  varavarana, kely
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hanazavana sy hidiran-drivotra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a window
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.13] fenêtre
Voambolana  7  Toe-karena: fanorenana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07