|
|
|
|

Teny iditra 1  vareraka
Fototeny  2 reraka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  20 Enti-milaza fitafiana miborotsakany ilany, mirefarefa; fiboretahana fotsiny kivy sy ketraka fa tsy mampiseho herin-tsaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20