Teny iditra | 1 varibotry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Dihim-behivavy iray karazana amin' ny tsipisandry ihany fa miletaka mihabotry somary manjoko ny mpandihy |
Mpanahaka | 4 varybotry |
Fivaditsoratra | 5 varibotry, vary botry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |